auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 01:58:21 -04:00 committed by root
parent 8eae04798c
commit fe5d433552
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ninainagna izy tamin-jareo nagnanjao: "Mitandrema amin'ny koragna izay regninareo, fa arakaraka ny ohatra agnoharanareo fogna, no agnoharagn areo, avakeo hampiagna aminareo zany. Satria na zôvy na zôvy managna, dia hamiagna tegna fôntry izy, avakeo na zôvy na zôvy tsy managna, na raha misy amin'azy aby alagna amin'azy."
\v 24 \v 25 Ninainagna izy tamin-jareo nagnanjao: "Mitandrema amin'ny koragna izay regninareo, fa arakaraka ny ohatra agnoharanareo fogna, no agnoharagn areo, avakeo hampiagna aminareo zany. Satria na zôvy na zôvy managna, dia hamiagna tegna fôntry izy, avakeo na zôvy na zôvy tsy managna, na raha misy amin'azy aby alagna amin'azy."

View File

@ -1 +1 @@
Avakeo nivôlagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Avakeo nivôlagna koa izy hoe: "Ny fanjakagnan-jagnahary dia karaha ologno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny fotaka. Mandry izy amin'ny aligny aveo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay mitsiry, fa tsy hainy hoe manankôry. Ny fôtaka dia mamoa amin'ny haigniny fôgna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahôlany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahôlany. avakeo kôfa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandefa fandidiagna, fa efa lera ny fotoam-pandidiagna."