auto save
This commit is contained in:
parent
f7b2706872
commit
fde28ef6c8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nialàny toeragna misy io kay nody tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy. Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fontry ny ologno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivolagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany? " "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriag
|
||||
Nialàny toeragna misy io kay nody tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy. Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fontry ny ologno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivolagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany? " "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriagn
|
Loading…
Reference in New Issue