auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-16 07:41:41 -04:00 committed by root
parent ad05a32dd0
commit fb4eb5b879
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna Ireo hafa koa no voafafa tamin'ny tany feno fatsika, regnin-jareo ny koragna, fa ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fananana, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsofotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra izany. Avakeo lehy voafafy tamin'ny fotaka manjary raha dia ireo izay mitandregny ny koragna avakeo mangala izany,