diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 759d050b..2d3f400d 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy nirabaraba tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, koafa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy nirabaraba tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, koafa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny zay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file