From f780a529db7021c872a11ecbce665bf7169de83c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Sat, 19 Oct 2019 11:23:27 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 10/29.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/29.txt b/10/29.txt index 38996d74..19c04a0e 100644 --- a/10/29.txt +++ b/10/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 29 \v 31 Ary nivolagna Jesôsy: "Ambarako areo marigny, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sy ny filazantsara, kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany. Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany." \ No newline at end of file +\v 29 \v 31 Ary nivolagna Jesôsy: "Ambarako areo marigny, tsisy ôlogno zay niala ny tragnony,na ny rahalahiny, na ny rahavaviny, na ny nininy, na ny babany, na ny zanany, na ny taniny avy aminaha, sy ny filazantsara, \v 30 kay tsy nahazo amboniny zato heny amin'izao taonjato avaïzo zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, niny, zanaka,sy tany, miaraka amin'ny fagnenjahagna, ary amin'taonjato ho avy, dia fiainagna bariky ditany. Fao maro ny voalohany no hanjary farany, ary ny farany hanjary ho voalohany." \ No newline at end of file