auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 01:44:00 -04:00 committed by root
parent d8ab5ac40f
commit f76eaf32d7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Regniny Heroda mpanjaka zany, satria nanjary nalaza agnaragna Jesôsy. Ny sasany nivaolagna hoe: "Nitsangagna tamin'ny maty Jaona mpagnano batisa izy koafa nagnan'igny, dia nanjary niasa tamin'ny angôvo mahagaga zareo." \v 15Fa ny sasany tamin-jareo ndraiky nivôlagna: "Elia Izy." nivôlagna koa sasany hoe: "Mpagnazary Izy io, tôrotro lehy araiky tamin'ny andron'ny mpagnazary taloha regny."
\v 14 Regniny Heroda mpanjaka zany, satria nanjary nalaza agnaragna Jesôsy. Ny sasany nivaolagna hoe: "Nitsangagna tamin'ny maty Jaona mpagnano batisa izy koafa nagnan'igny, dia nanjary niasa tamin'ny angôvo mahagaga zareo." \v 15Fa ny sanany tamin-jareo ndraiky nivôlagna: "Elia Izy." nivôlagna koa sasany hoe: "Mpagnazary Izy io, tôrotro lehy araiky tamin'ny andron'ny mpagnazary taloha regny."