auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 01:48:50 -04:00 committed by root
parent 16753df652
commit f274c18423
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7Nantsôviny aby zareo roa ambinifôlo lahy avakeo nanomboka nagniraka zareo tsiroaroa, aveo namezany fahefagna akao amin'ny fagnaha ratsy zareo, \v 8avakeo nampitandrigny zareo tsy hinday raha amin'ny tany zay avy nimbon-jareo, na môfo, na sakelika, na vola amin'ny fehinkibon-jareo afa tsy tongôzo edy. \v 9Fa hagnano kiraro, avakeo ndraiky tsy hagnano ankanjo aroa.
\v Aveo nagnantso zareo roa ambinifôlo lahy avakeo nanomboka nagniraka zareo tsiroaroa, aveo namezany fahefagna akao amin'ny fagnaha ratsy zareo, \v 8avakeo nampitandrigny zareo tsy hinday raha amin'ny tany zay avy nimbon-jareo, na môfo, na sakelika, na vola amin'ny fehinkibon-jareo afa tsy tongôzo edy. \v 9Fa hagnano kiraro, avakeo ndraiky tsy hagnano ankanjo aroa.