diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index 6a6a6511..f4e61968 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Nivolagna Izy tamin-jareo: "Ambarako a minareo marigny, fao misy aminareo lehy mitsangagna aketo tsy hagnandragna fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakagnan-Jagnahary lehy ho avy amin'ny fahefagna gaida." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niòva sôra tagnilan-jare teo Izy. \v 3 Lambanazy niôva nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsifotsin'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany. \ No newline at end of file +\v 1 Nivolagna Izy tamin-jareo: "Ambarako a minareo marigny, fao misy aminareo lehy mitsangagna aketo tsy hagnandragna fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakagnan-Jagnahary lehy ho avy amin'ny fahefagna gaida." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora tagnilan-jare teo Izy. \v 3 Lambanazy niôva nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsifotsin'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany. \ No newline at end of file