auto save
This commit is contained in:
parent
8151f5e36a
commit
f1b7f2566f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. Dia nihinagna zareo kay vôky, avkeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. Tôkkony ho efatr'
|
||||
Ary mboala nanagna lako madiniky vitsivitsy koa zareo, koafa afavy nagnamia misaotra reo Izy, dia nagniraka reo mpianatra mbô hinagna zany koa Izy. Dia nihinagna zareo kay vôky, avkeo nalain-jareo ny lambilambiny tavaila, zay mboala nahafeno garaba fito giaida. Tôkony ho efatr'arivo teeo ho eo ôlo gno tamin’ny zany. Avakeo dia nalaifan'ny nôdy zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue