auto save
This commit is contained in:
parent
055de0ee1f
commit
ee69fcb690
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 30 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? \v 31 Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no \v 32 ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."
|
||||
\v 30 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? \v 31 Izany dia karaha ny voatsinampy izay, kôfa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. \v 32 Kanaifa, kôfa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vorogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."
|
Loading…
Reference in New Issue