From ee60844568532ac2cd586eee21be1c6911726537 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 09:39:56 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 06/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index 642db77a..e70892ff 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1Nialàny toairagna nisy azy io kay nôdy tagny amin'ny tanindrazagnanazy Izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koafa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny Azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zôvy koa nagnameo Azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny moa io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto moa rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny Jesôsy zareo aviteo. \ No newline at end of file +\v 1Nialàny toairagna io kay nôdy an-tanindrazagnanazy Izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koafa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny Azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zôvy koa nagnameo Azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny moa io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto moa rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny Jesôsy zareo aviteo. \ No newline at end of file