auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-21 01:32:56 -04:00 committed by root
parent e6b163be0c
commit ed0a2297c3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa. Fao zay hipairaka akeo an-tagnagna ankaherinaha na akeo ankavianaha ndraiky dia tsy miankigny ami
Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa. Fao zay hipairaka akeo an-tagnagna ankaherinaha na akeo ankavianaha ndraiky dia tsy miankigny aminaha zany, fao zany dia nihin-jareo zay magnomagna zany.