Sat Oct 19 2019 16:37:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 16:37:36 -04:00
parent e4ff75c033
commit e9e3c12b78
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nadivaignagna Azy.
\v 45 koafa nahazo antoko tamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany an'i Josefa ny fatiny. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso an'i Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry madiniky Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. \v 47 Dia hitan'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Josesy ny toeragna nandivaignagna Azy.