diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index 79ee4482..3a46c4db 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Tagny an-dalagna zareo, hakatra akagny Jerosaleme, ary Jesôsy nandaiha talohaka zareo. Gaga zareo mpianatra, ary zareo zay nagnaraka Azy tafara dia natahotro. Nantsovin'ny Jesôsy handaiha Aminy ndraiky zareo aroa ambinifolo aveo dia nanomboko nagnambara raha hihiatra Aminazy tsy ho aila Izy.33 "Zahavo, miakatra handaiha akagny Jerosalema atsika zeo io, ary ny Zanak'Ologno dia atolotro ny mpisoronabe ndraiky ny mpanoratra lalàgna. Ho helohin-jareo ho foaty Izy aveo hatolony jentilisa. \v 34 Zareo dia hagnaratsy Azy, handrora Azy, hamboko Azy, ndraiky hamono Azy. Fao afaka telo andro dia hitsangagna amin'ny maty Izy." \ No newline at end of file +\v 32 Tagny an-dalagna zareo, hakatra akagny Jerosaleme, ary Jesôsy nandaiha talohaka zareo. Gaga zareo mpianatra, ary zareo zay nagnaraka Azy tafara dia natahotro. Nantsovin'ny Jesôsy handaiha Aminy ndraiky zareo aroa ambinifolo aveo dia nanomboko nagnambara raha hihiatra Aminazy tsy ho aila Izy.33 "Zahavo, miakatra handaiha akagny Jerosalema atsika zeo io, ary ny Zanak'Ologno dia atolotro ny mpisoronabe ndraiky ny mpanoratra lalàgna. Ho helohin-jareo ho foaty Izy aveo hatolony jentilisa. 34 Zareo dia hagnaratsy Azy, handrora Azy, hamboko Azy, ndraiky hamono Azy. Fao afaka telo andro dia hitsangagna amin'ny maty Izy." \ No newline at end of file