auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-21 01:32:56 -04:00 committed by root
parent 07c6884c55
commit e8df8bae26
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa
Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa.