diff --git a/10/23.txt b/10/23.txt index 3c79e96e..38ca06d2 100644 --- a/10/23.txt +++ b/10/23.txt @@ -1 +1 @@ -Nizaha ny magnodidigny Azy Jesôsy aveo nivolagna tamin-jareo mpianany hoe: "Taigna sarotro ho amin'areo manankariagna ny mitsôfotro amin'ny fajakan-Jagnahary!" Dia gaga tamin'ny volagna n'Azy ny mpianatra. nivolagna ndraiky Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zanako, sarotro ny fitsofaoragna ao amin'ny fajakan-Jagnahary!" Moramora amin-dramaiva ny miditry amin'ny vodim-panjaitry tsy tôko hidiran'ny mpanankariagna ao amin'ny fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file +\v 23 Nizaha ny magnodidigny Azy Jesôsy aveo nivolagna tamin-jareo mpianany hoe: "Taigna sarotro ho amin'areo manankariagna ny mitsôfotro amin'ny fajakan-Jagnahary!" \v 24 Dia gaga tamin'ny volagna n'Azy ny mpianatra. nivolagna ndraiky Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zanako, sarotro ny fitsofaoragna ao amin'ny fajakan-Jagnahary!" \v 25 Moramora amin-dramaiva ny miditry amin'ny vodim-panjaitry tsy tôko hidiran'ny mpanankariagna ao amin'ny fanjakan-Jagnahary." \ No newline at end of file