diff --git a/10/38.txt b/10/38.txt index f44be454..99ed586e 100644 --- a/10/38.txt +++ b/10/38.txt @@ -1 +1 @@ -Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa. \ No newline at end of file +Fao Jesôsy namaly zareo hoe: "Tsy hainareo zay angahonareo. Areo moa afaka migiaka amin'ny kapoaka zay higiahako na hiaritry hatao batisa amin'ny zay hanaovagna batisa Zaho. Nivolagna zareo Taminazy hoe: "Vitanay zany." Ary nivolagna tamin-jareo Jesôsy hoe: "Ny kapoaka zay higiahako, dia higiahanareo, ary amin'ny batisa zay hanaovam-batisa Zaho, ni hanaovam-batisa areo koa. Fao zay hipairaka akeo an-tagnagna ankaherinaha na akeo ankavianaha ndraiky dia tsy miankigny ami \ No newline at end of file