From e65add90c602714d6bb67da5cc5c8886bc49c0a3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 02:54:19 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/37.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/37.txt b/14/37.txt index 9d75463e..3dcf8a91 100644 --- a/14/37.txt +++ b/14/37.txt @@ -1 +1 @@ -\v 37 \v 38 Nimpôdy Izy dia nahita zareo nandry, kay nivôlagna Izy tamin'i Petera hoe: "Simona, mandry moa anao? Tsy nahavita niambigny fotoagna araiky aby moa anao? Mivognôsa dia mivavaha mbô tsy hitsoforanareo akagny amin'ny fakam-pagnaha. Ny fagnahy mety taigna mazôto, fa ny nôfotro no malemy." \v 39 Dia lôsogno koa Izy nisintaka hely avakeo nivavaka, ary dia nagnampôdy ny koragna natany taloha fogna. \ No newline at end of file +\v 37 Nimpôdy Izy dia nahita zareo nandry, kay nivôlagna Izy tamin'i Petera hoe: "Simona, mandry moa anao? Tsy nahavita niambigny fotoagna araiky aby moa anao?\v 38 Mivognôsa dia mivavaha mbô tsy hitsoforanareo akagny amin'ny fakan-totry. Ny fagnahy mety taigna mazôto, fa ny nôfotro no malemy." \v 39 Dia lôsogno koa Izy nisintaka hely avakeo nivavaka, ary dia nagnampôdy ny koragna natany taloha fogna. \ No newline at end of file