diff --git a/10/26.txt b/10/26.txt index f9e55931..fd58752b 100644 --- a/10/26.txt +++ b/10/26.txt @@ -1 +1 @@ -ok\v 26 Dia mbola gaga ndraiky ny mpianatra aveo dia nifagnontany zareo hoe: "Zôvy zany no mety havaotagna?"\v 27 Nizaha zareo Jesôsy kay nivaolagna Izy hoe: "Tsy haifan'ôlogno zany, fao vitan-jagnahary. Satria ny raha jiaby dia hain-jagnahary tsabógny." \v 28 Dia nanomboka nivolagna taminy i Petera hoe: "Zahavo, zahay jiaby dia nahafoy ny raha jiaby aveo nagnaraka Anao." \ No newline at end of file +ok\v 26 Dia mbola gaga ndraiky ny mpianatra aveo dia nifagnontany zareo hoe: "Zôvy zany no mety havaotagna?"\v 27 Nizaha zareo Jesôsy kay nivaolagna Izy hoe: "Tsy haifan'ôlogno zany, fao vitan-jagnahary. Satria ny raha jiaby dia hain-jagnahary tsabógny." \v 28 Dia nanomboka nivaolagna taminy i Petera hoe: "Zahavo, zahay jiaby dia nahafoy ny raha jiaby aveo nagnaraka Anao." \ No newline at end of file