auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-21 01:30:13 -04:00 committed by root
parent 82c247525b
commit e2d0ee87dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna