auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:05:01 -04:00 committed by root
parent 1231638577
commit e21812810a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilanareo azy.