From e21659028c83ec4b9e6b2ae8c9b1bb35c8b2894a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 05:05:01 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 71c513bd..124979f7 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 izy koa fa araiky jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagna izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 izy koa fa araiky jesôsy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Nivôlagna izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan-jare, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file