diff --git a/12/26.txt b/12/26.txt index 0f8556fb..6778fe6c 100644 --- a/12/26.txt +++ b/12/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 fa mahakasika ny amin'ny fitsanganan'ny tegna amin'ny maty, tsy nivakinareo moa ny tao amin'ny bokon'ny Mosesy, ao amin'ny andalagna mahakasika lehy voaroy, ny nikoragnan-Jagnahary taminy ka nivolagnany hoe: 'Zaho no Zagnaharin'i Abrahama ndraiky Zagnahan'i Isaka ary Zagnaharin'i Jakoba'? \v 27 Izy dia tsy Zagnaharin'ny maty, fa nihin'ny velogno. Somary diso hevitra areo." \ No newline at end of file +\v 26 Fao mahakasika ny amin'ny fitsanganan'ny taigna amin'ny maty, tsy nivakinareo moa ny tao amin'ny bokin'i Mosesy, ao amin'ny andalagna mahakasika lehy voaroy, ny nikoragnan-Jagnahary taminy ka nivolagnany hoe: 'Zaho no Zagnaharin'i Abrahama ndraiky Zagnahan'i Isaka ary Zagnaharin'i Jakoba'? \v 27 Izy dia tsy Zagnaharin'ny maty, fa nihin'ny velogno. Somary diso hevitra areo." \ No newline at end of file