Wed Oct 16 2019 15:09:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 15:09:25 -04:00
parent c72025b2ce
commit e090cb3e98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niboaka Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia nagnontany azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimb
\v 4 \v 5 \v 6 Niboaka Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia nagnontany azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôry ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko agnandilany, avy eo mendry ndraiky fandrama no hoaniny.