diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index fd1e82cd..39cdbeb6 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file +\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index 92269b73..84313db3 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Nentin'ireo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha." Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fao tsy nisotro zny Izy. Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file +\v 22 Nentin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"0 \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fao tsy nisotro zny Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 62eb87d7..c18a6715 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -62,6 +62,7 @@ "15-09", "15-12", "15-14", - "15-16" + "15-16", + "15-19" ] } \ No newline at end of file