Fri Oct 25 2019 11:04:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:04:33 -04:00
parent 572dcdb2d2
commit df829a95a1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Avakeo reo Sadoseo, zay mivaolagna fao tsisy fitsanganagna amin'ny maty, dia tonga taminazy. Nagnontany Azy zareo, nagnano hoe: \v 19 "Mpaagnanatra ô, nanaoratra zao taminay Mosesy hoe: 'Raha maty ny rahalahin'ny lalahy araiky aveo nagnambela vady, kanefa tsy mbô nanagna zanaka, dia tôkony manambady lehy vadiny rahalahin'ny, kay hanagna taminga ho an'ny rahalahiny.'
\v 18 Avakeo reo Sadoseo, zay mivaolagna fao tsisy fitsanganagna amin'ny maty, dia tonga taminazy. Nagnontany Azy zareo, nagnano hoe: \v 19 "Mpaagnanatra ô, nanaoratra zao taminay Mosesy hoe: 'Izikoa maty ny rahalahin'ny lalahy araiky avakeo nagnambaila vady izy, kanaiffa tsy mbô nanagna zanaka, dia tôkony manambady lehy vadiny rahalahin'ny, kay hanagna taminga ho an'ny rahalahiny.'