auto save
This commit is contained in:
parent
c7c0403b7c
commit
d9a130878b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nefa ndraiky afaran'ny reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny
|
||||
Nefa ndraiky afaran'ny reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazantany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.
|
Loading…
Reference in New Issue