auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 01:59:33 -04:00 committed by root
parent 116deccf24
commit d8697d0c8c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanaifa areo mivôlagna hoe: 'Izy koa misy lalahy araiky mivôllagna ny babany na koa nininy hoe: "Na ino na ino tianao ho azo avy aminaha dia efa korbana,"' ( izany hoe: namaizagna zagnahary'-- kay tsy ambailanareo hagnano na ino na ino amin'ny babany sindraiky nininy eky izy. Magnafoagna ny tenin-jagnahary areo noho ny fomban-drazagnareo lehy nita
Kanaifa areo mivôlagna hoe: 'Izy koa misy lalahy araiky mivôllagna ny babany na koa nininy hoe: "Na ino na ino tianao ho azo avy aminaha dia efa korbana,"' ( izany hoe: namaizagna zagnahary'-- kay tsy ambailanareo hagnano na ino na ino amin'ny babany sindraiky nininy eky izy. Magnafoagna ny tenin-jagnahary areo noho ny fomban-drazagnareo lehy nitananare. Ave raha fôntry tôkagana zany koa no tsabonareo."