From d4c78d72fe8f2351dc38cb6f1a1a33c749ec6fb2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 04:39:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 06/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/18.txt b/06/18.txt index 037ab67a..36e26bc2 100644 --- a/06/18.txt +++ b/06/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadiny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra Herodiasy nitsakaraka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka, \v 20 satria matahotra Joana; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy. \ No newline at end of file +\v 18 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadin'ny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra Herodia sy nitsakaraka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka, \v 20 satria matahotra Jaona; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy. \ No newline at end of file