auto save
This commit is contained in:
parent
0c511c32cb
commit
d4a7da42fd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Nialàny toeragna nisy azy io kay nody tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ologno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny mô io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto mô rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny jesôsy zareo aviteo.
|
||||
\v 1 Nialàny toeragna nisy azy io kay nôdy tagny amin'ny tanindrazagnanazy izy, aviteo nagnaraka aza aby mpianatranazy.\v 2 Izy koa fa tonga ny andro Sabata, nagnampianatra tao amin'ny Synagoga izy. Fôntry ny ôlogno nitandregny azy salakady gaga koa zareo. Nivôlagna zareo aviteo: "Mbô avy aiza eky azahoany fampianaragna magnanjany?" "Avakeo mbô zovy koa nagnameo azy zany fahendriagny zany?" "Avakeo koa fahagagagna aby tsabony tagnagnanazy reo?" \v 3 "Tsy ngiaha mpandrafitra igny mô io, ny araiky zanaka Marie sy ndraiky rahalahin'ny Jakoba aveo Josefa sy Jodasy avakeo Simona? Avakeo tsy miaraka amintsika eto mô rokivaviny regny? Vignitry tamin'ny jesôsy zareo aviteo.
|
Loading…
Reference in New Issue