diff --git a/05/36.txt b/05/36.txt index 150c7c56..9b27ee47 100644 --- a/05/36.txt +++ b/05/36.txt @@ -1 +1 @@ -\v 36 Kofa naharegny zay nivolagniny zareo Jesôsy, dia nivolagna Izy tamin'ny lehy mpitariky synagoga hoe: "Aza ambory, magnikaiha foagna." \v 37 Ary tsisy nambelany hiaraka amin'Azy, koa tsy Petera, Jakoba, aveo Jaona, rahilahin'iJakoba. \v 38 Homby tagny antragnon'ny lehy mpitariky ny synagoga zareo aveo nahita ôlogno naresaka mafy teo izy; nitomoagny ndraiky nivolambolagna mafy zareo. \ No newline at end of file +\v 36 Kofa naharegny zay nivolagnin-jareo Jesôsy, dia nivaolagna Izy tamin'ny lehy mpitariky synagoga hoe: "Aza ambory, magnikaiha faogna." \v 37 Ary tsisy nambailany hiaraka Ami, koa tsy Petera, Jakoba, aveo Jaona, rahilahin'iJakoba. \v 38 Homby tagny antragnon'ny lehy mpitariky ny synagoga zareo aveo nahita ôlogno naresaka mafy teo izy; nitomoagny ndraiky nivolambolagna mafy zareo. \ No newline at end of file