Fri Oct 25 2019 08:56:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 08:56:32 -04:00
parent 7721083646
commit d24ce97780
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nagnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Avakeo avy ny araiky amin-jareo mpitariky synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia niantoraka tamin'ny hogony. \v 23 Niangavy lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy Anao zaho, avia, avakeo apitraho aminazy ny tagngnanao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka tamin'Azy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy.
\v 21 Ary koafa nandaiha nitsaka ndraiky Jesôsy, tamin'ny lakagna, dia igny nisy ôlogno maro taigna maro nivôry nagnodidigny Azy, koafa teo amorondranomasigny igny Izy. \v 22 Avakeo avy ny araiky amin-jareo mpitariky synagoga, antsôvigny hoe Jairo, koafa nahita Azy, dia niantoraka tamin'ny hogony. \v 23 Niangavy lalandava izy, naganano hoe: "Marary mafy afa hofoaty ny zanako vaiavy. Miangavy Anao zaho, avia, avakeo apitraho aminazy ny tagnagnao mbô hahivagna izy." \v 24 Dia lôsogno niaraka taminy Izy, ary ôlogno taigna maro no nagnaraka ndraiky nagnety nagnodidigny Azy.