auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 02:35:37 -04:00 committed by root
parent e71cd3c01d
commit d1b279c3fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23Ary nifanta taminazy izy nagnano hoe: "Na ino na ino raha angahonao aminaha, dia hameky anao, na sasahigny aby fanjakagnanahy." \v 24kay niboaka izy aveo nivaolagna tamin'ny nininy hoe: "Ino mao raha tokony angahoky aminazy? Nivaolagna nininy hoe: "Talandôhan'i Jaona mpagnano batisa." \v 25 Izy koafa naharegny io nimpody nalaky tamin'ny mpanjaka izy, kay nangaha, nivôlagna hoe: "Tiako amaizanao, zaha zeo io, akeo amboniny kapilany lôhan'ny Jaona mpagnano batisa."
\v 23Ary nifanta taminazy izy nagnano hoe: "Na ino na ino raha angahonao aminaha, dia hameky anao, na sasahigny aby fanjakagnanahy." \v 24kay niboaka izy aveo nivaolagna tamin'ny nininy hoe: "Ino mao raha tokony angahoky aminazy? Nivaolagna nininy hoe: "Talandôhan'i Jaona mpagnano batisa." \v 25koafa naharegny zany nimpody nalaky tamin'ny mpanjaka izy, kay nangaho, nivaolagna hoe: "Tiako amaizanao, zaha zeo io, akeo amboniny kapilany lôhan'ny Jaona mpagnano batisa."