Fri Oct 25 2019 11:38:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:38:33 -04:00
parent 44461d3120
commit d04463b7a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Namaly Jesôsy, raha nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; Dia ninainagna Izy hoe: "Manankôry moa ivolagnan'ny mpanoratra lalàgna fao Kristy dia zanak'i Davida? \v 36 Davida haigniny, tamin'ny Fagnahy Masigny, nagnano hoe: 'Ny tômpo nivaolagna tamin'ny Tompoko hoe: mipetraha eo antanako ankavanako, manadrapanaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.' \v 37 Davida vatany aby nagnantso Azy hoe: 'Tompoko', kay nagnino no maha zanaka'i Davida an'i Kristy?" Nitandregny Azy tamink-aravoagna reo vahoaka maro be.
\v 35 Namaly Jesôsy, raha nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; Dia ninainagna Izy hoe: "Manankôry moa ivolagnan'ny mpanoratra lalàgna fao Kristy dia zanak'i Davida? \v 36 Davida haigniny, tamin'ny Fagnahy Masigny, nagnano hoe: 'Ny tômpo nivaolagna tamin'ny Tompoko hoe: mipitraha akeo an-tanako ankahery, mandram-panaovako ny fahavalonao ho fitoeran-tongotroa.' \v 37 Davida hay aby nagnantso Azy hoe: 'Tompoko', kay nagnino no maha zanaka'i Davida an'i Kristy?" Nitandregny Azy tamink-aravoagna reo vahoaka maro be.