From cfbd9642c6d3420589f7b2f064dc4c30fe64f137 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 10:15:31 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 09/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/11.txt b/09/11.txt index c58b6872..25126935 100644 --- a/09/11.txt +++ b/09/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fôny, araka zay afa nivolagnin'ny Sôratra Masigny mahakasiky azy." \ No newline at end of file +\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fôny, araka zay afa nivolagnin'ny Soratra Masigny mahakasiky azy." \ No newline at end of file