auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 11:16:46 -04:00 committed by root
parent 6b6a795042
commit cf491ba344
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Nivolagna Izy tamin-jareo: "Ambarako a minareo marigny, fao misy aminareo lehy mitsangagna aketo tsy hagnandragna fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakagnan-Jagnahary lehy ho avy amin'ny fahefagna gaida." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora teo agnilan-jareo Izy. \v 3 Ny lambanazy niaova nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsy mihoatran'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany.
\v 1 Nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ambarako aminareo marigny tatôbe, fao misy aminareo mitsangagna aketo tsy hagnandragna fahafataisagna zany alôhan'ny hahitan-jareo ny fanjakagnan-Jagnahary lehy ho avy amin'ny fahefagna gaida." \v 2 Ary enigny andro tato afara, dia nindesin'i jesôsy niaraka taminazy Petera ndraiky Jakoba ary Jaona tagny an-tampontanety hambo, ary zareo fogna tagny. Avy eo niaova saora teo agnilan-jareo Izy. \v 3 Ny lambanazy niaova nangilangilatra salakady mavaza, ary taigna fôtsy, fotsy mihoatran'ny raha nankafotsigny teto ambonin'ny tany.