auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-17 05:05:01 -04:00 committed by root
parent 32641d5f51
commit ca3abbdbe7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana agny amin'ny tany jiaby
[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby,