auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 03:41:20 -04:00 committed by root
parent a648ee2bcd
commit c9e9aed260
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48Zareo aviteo hitany fa taigna nijaly namily ny lakagna, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasina, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Izy koafa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy salakady ambory. Ingy edy haila nivôlagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha fôgna tô! Aza ambory!"
\v 48Ary hitany fao taigna nijaly namily ny lakagna zareo, satria namaly zareo nafy ny rivotro. Tokony tamin'ny fotoagna fiambaisagna ny faha aifatra ny aligny nandaiha tamin-jareo Izy salakady nandaiha teo ambonin'ny ranomasigny, ary managna fikasagna handalo amin-jareo Izy. \v 49Izy koafa hitan-jareo tambonin'ny ranomasigny Izy, ambory zareo satria nantan-jareo lôlô, niafatrafatra zareo,\v 50 satria nahita Azy salakady ambory. Ingy edy haila nivôlagna tamin-jareo Izy: "Matokisa! Fa zaha fôgna tô! Aza ambory!"