auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-18 03:00:39 -04:00 committed by root
parent 3e75c2ef7e
commit c8f1fcd47f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 \v 27 Nefa ndraiky afaran'ny reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazantany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.
\v 24Nefa ndraiky afaran'ny reo andro reo, mahay mahizigny fogna masôva, ny davôlagna tsy hagnamia hazavagna, \v 25 aveo lakintagna hiraraka avy amboniny lagnitry, avakeo koa angôvo avy agny andagnitry hozonkozôgnigny. \v 26 Kay ho hitan-jareo zanak'ôlogno avy amin'ny rôndro amin'ny angôvo gaida sidraiky voninahitra. \v 27 Avakeo hagniraka anjely Izy hamôry miaraka amin'ny ôlogno voafidiny avy ankagny amin'ny vazantany efatra, avy ankagny amin'ny farany tany bariky ankagny amin'ny farany lagnitra.