diff --git a/10/35.txt b/10/35.txt index ee977e04..18953f68 100644 --- a/10/35.txt +++ b/10/35.txt @@ -1 +1 @@ -Jakoba ndraiky Jaona, zanak'i Zebedio, nagnatogno Azy ary nivolagna hoe: "Mpagnanatro ô, mbo tiànay raha mbo atanao zay raha jiaby angahonay aminao." Dia nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ino no tiànareo ho atako aminareo?" Nivolagna zareo hoe: "Ambilao zahay hiara-hipaitraka aminao akao amin'ny voninahitrinao, ka ny araiky \ No newline at end of file +\v 35 \v 36 \v 37 Jakoba ndraiky Jaona, zanak'i Zebedio, nagnatogno Azy ary nivolagna hoe: "Mpagnanatro ô, mbo tiànay raha mbo atanao zay raha jiaby angahonay aminao." Dia nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ino no tiànareo ho atako aminareo?" Nivolagna zareo hoe: "Ambilao zahay hiara-hipaitraka aminao akao amin'ny voninahitrinao, ka ny araiky akeo an-tagnagna ankaherinao aveo ny ariky akeo ankavianao." \ No newline at end of file