From c88dfe014d9a5cadfad7808e821a154982c2845c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 24 Oct 2019 18:29:09 -0400 Subject: [PATCH] Thu Oct 24 2019 18:29:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 05/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index ea689e26..86996008 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file +\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantaray amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file