diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index ea689e26..86996008 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantarao amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file +\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantaray amin-jareo raha natan'ny Tompo taminao, sy ndraiky namindrany fo taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy ary nanomboko nagnambara ny raha gaida zay natan'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby. \ No newline at end of file