From c7d80724fec042d4456b5ea5bd90e0ad6e92b91b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 05:16:22 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/07.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 6e95f9ad..d936de6e 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ologno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha.\v 9 Zareo zay nandaihateo alohakanazy ndraiky zareo nagnaraka azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " \ No newline at end of file +\v 7 Ary nindesin-jareo mpianatra aroa lahy teo amin'ny Jesôsy ny zana-boriky dia natany teo agnambon'ny zany ny lamban-jareo kay afaka nitikigny azy Jesôsy.\v 8 Fôntry ny ôlogno namailatra ny lambany tagny an-dalagna, ary sasany ndraiky namailatra rantsan-kakazo zay nitapatapahagna avy tagny an-tsaha. 9 Zareo zay nandaihateo alohany ndraiky zareo nagnaraka Azy nagnantsognantso hoe: "Hosana! Deraigny lay araiky avy amin'ny agnaragnan'ny Tompo. \v 10 Deraigny ny fanjakagna ho avin'i Davida babantsika! Hosana agny amin'ny taigna agnambo! " \ No newline at end of file