diff --git a/14/17.txt b/14/17.txt index d14cf4a3..a476b5dc 100644 --- a/14/17.txt +++ b/14/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 17 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novaolagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fao ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivaolagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? " \ No newline at end of file +\v 17 Koafa haligny ny andro, dia tonga niaraka tamin'ny reo roa ambin'ny fôlo lahy Izy. \v 18 Koafa nantotry teo an-databatra sidraiky nihinagna zareo, dia novaolagna Jesôsy hoe: "Ambarako areo marigny, fao ny araiky aminareo lehy miara-mihinagna aminaha eto dia hamadiky Zaho". \v 19 Nalahelo fatatra zareo jiaby, kay nivaolagna taminazy ny tsiaraikiaraiky hoe: "Tsy zaho ndraiky zany? " \ No newline at end of file diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt index 2383b95c..6ccbecce 100644 --- a/14/20.txt +++ b/14/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Jesôsy namaly kay nivaolagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy miaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." Fao ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fao loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanak’ôlogno zany. Ny tsaratsara aminazy sintrany izy tsy natairaka." \ No newline at end of file +\v 20 Jesôsy namaly kay nivaolagna zareo hoe: "Ny araiky aminareo roa ambin'ny fôlo zany, lehy miaraka magnajôbo môfo aminahy agnatin'ny kapila ze io." \v 21 Fao ny zanak'ôlogno dia handaiha amin'ny lalagna lehy afa nikoragnin'ny Soratra Masigny mahakasiky Azy. Fao loza ndraiky ho an'ny zany lalahy lehy mamadiky ny Zanak’ôlogno zany. Ny tsaratsara aminazy sintrany izy tsy natairaka." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 9b703f9b..850b3bb9 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -277,6 +277,8 @@ "14-10", "14-12", "14-15", + "14-17", + "14-20", "14-22", "14-26", "14-28",