auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 02:54:19 -04:00 committed by root
parent bc146011b9
commit c3ee135a57
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika? Afa regninareo ny koragna tsy manjary. Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty. Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy.
\v 63 \v 64 \v 65 Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika? Afa regninareo ny koragna tsy manjary. Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty. Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 \v 67 \v 68 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "
\v 66 \v 67 \v 68 Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: "Dia nagneno ny ak