auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-17 04:39:17 -04:00 committed by root
parent cd56a4dc45
commit c33d0a9a0e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izy koa fa niala tao amin'ny kianjan'ny tempoly jesôsy, nivôlagna tamin'ny araiky tamin'ny mpianatra nazy izy: "Mpagnanatra, zahavo atsarany vato reo, avakeo atsarany erafitry nazy reo!" nivolagna izy aviteo: "Hitanao mô rafitra geda aby reo? Tsisy avela hisy hifampitikigny reo vato aby reo n
Izy koa fa niala tao amin'ny kianjan'ny tempoly jesôsy, nivôlagna tamin'ny araiky tamin'ny mpianatra nazy izy: "Mpagnanatra, zahavo atsarany vato reo, avakeo atsarany erafitry nazy reo!" nivolagna izy aviteo: "Hitanao mô rafitra geda aby reo? Tsisy avela hifampitikigny zareo reo na dia araika aza ka tsy haravagna."