diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 37911ae7..a0fa3ac2 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy niraraka tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy nirabarabatamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, kôfa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny izay napariaka tamin-jareo. \ No newline at end of file