auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-25 01:44:00 -04:00 committed by root
parent 8f8972ce6e
commit c2d1f923d6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10Nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Na afiriagna na afiriagna aby areo hitsôfotra amin'ny tragno araiky, dia mibidoha agny fôgna areo papiky areo hôdy. \v 11Izy koa ndraiky misy tanagna tsy mampiditry areo na mitandregny areo, izy koa areo fa miala ao amin'ny toairagna io, araraho amin'ny tany aby vôvoko jiaby amin'ny tongotroareo mbô hijorogna vavolombelogno."
\v 10Nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Na afiriagna na afiriagna aby areo hitsôfotra amin'ny tragno araiky, dia mibidoha agny fôgna areo papiky areo hôdy. \v 11Izy koa ndraiky misy tanagna tsy mampiditry areo na mitandregny areo, izy koa fa miala ao amin'ny toairagna zany areo, dia araraho aby vôvoko jiaby amin'ny tongotroareo mbô hijorogna vavolombelogno."