diff --git a/10/51.txt b/10/51.txt index 5cc88a2e..3f07fdda 100644 --- a/10/51.txt +++ b/10/51.txt @@ -1 +1 @@ -Dia namaly azy Jesôsy aveo nivolagna hoe: "Ino no tiànao atako aminao? "Nivolagna lay lalahy gila hoe: " Mpagnanatra ô, te-hahita zaho." Ary nivolagna taminazy hoe: "Mandihiana. Ny finoagnanao no nagnavotro anao." Dia nahita niaraka tamin'igny ny masonazy, ary nagnaraka \ No newline at end of file +\v 51 \v 52 Dia namaly azy Jesôsy aveo nivolagna hoe: "Ino no tiànao atako aminao? "Nivolagna lay lalahy gila hoe: " Mpagnanatra ô, te-hahita zaho." Ary nivolagna taminazy hoe: "Mandihiana. Ny finoagnanao no nagnavotro anao." Dia nahita niaraka tamin'igny ny masonazy, ary nizohy an'i Jesôsy tagny an-dalàgna izy. \ No newline at end of file