auto save
This commit is contained in:
parent
1cfd384f47
commit
bcae180a41
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 71 \v 72 Fa nanomboko nagnôzon-taigna sady nifanta izy hoe: "Tsy haiky zany lalahy koragninareo zany." Ary niaraka tamin-jany dia nagneno ampagnindroany ny akôho. Avakeo dia nahatsiaro ny koragnan'i Jesôsy tamin'azy Petera hoe: "Mboala tsy magneno indroa aby ny akôho , dia afa intelo magnano tsy mahay Zaho anao," Dia nalahelo fatatra izy salakady nitomoagny.
|
||||
\v 71 Fa nanomboko nagnôzon-taigna sady nifanta izy hoe: "Tsy haiky zany lalahy koragninareo zany."\v 72 Ary niaraka tamin-jany dia nagneno ampagnindroany ny akôho. Avakeo dia nahatsiaro ny koragnan'i Jesôsy taminazy Petera hoe: "Mboala tsy magneno indroa aby ny akôho , dia afa intelo magnano tsy mahay Zaho anao," Dia nalahelo fatatra izy salakady nitomoagny.
|
Loading…
Reference in New Issue